麦子什么时候成熟


I Sa? T?me e Prinsipe na Repoblika Dem?kratikan' i Sa? T?me e Prinsipe dia firenena ao Afrika Afovoany, ao amin' ny Hoalan' i Ginea, ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika. Ny renivohiny dia i S?o Tomé. Ny tanàna lehibe indrindra dia io renivohiny io ihany. Mirefy 1 001 km2 ny velarany. Niisa 183 176 ny mponina tao araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Atao hoe Sant?meana ny vahoaka ao. Ny faritr' ora dia +0.
Atao hoe S?o Tomé e Príncipe na República Democrática de S?o Tomé e Príncipe izy amin' ny teny p?rtogey.

Tangoro-nosy ahitana nosy roa lehibe (dia i S?o Tomé sy i Príncipe) sy nosy madinika maro koa no mamorona ny tanin' ity firenena ity. Be tendrombohitra ireo nosy ireo izay nifirona amin' ny alalan' ny fipoahan' afotroa, sady rakotra alan-jana-pehin-tany ny 30 %n' ny taniny. Manana toetanin-jana-pehin-tany ity firenena ity.
Miakina be amin' ny fambolena sy ny fiompiana ny toekaren' i Sa? T?me e Prinsipe, indrindra fa amin' ny fambolena kaka?.
Ny kristianisma kat?lika no fivavahan' ny ankamaroan' ny mponina ao amin' ity firenena ity. Ny 30 %n' ny Sant?meana dia monina any ivelan' ny fireneny, indrindra any P?rtogaly sy any Ang?la ary any Gab?na.
Zanatany p?rtogey taloha i Sa? T?me e Prinsipe izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1975. Ny fiteny p?rtogey no fiteny ?fisialy any.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Firenena ao Afrika:
Afrika Atsimo - Alzeria - Ang?la - Benino - Borkina Fas? - Borondy - B?tsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Eti?pia - Gab?na - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoat?rialy - Jibot? - Kamerona - Kapvera - Kenia - K?m?ro - K?tidivoara - Lez?t? - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Mal? - Maorisy - Maoritania - Mar?ka - M?zambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Dem?kratika - Repoblika Dem?kratikan' i K?ng? - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i K?ng? - Roanda - Sa? T?me e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Le?na - Sodàna - Sodàna Atsimo - S?malia - S?malilandy - Tanzania - T?g? - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe
K?ntinenta eto an-tany